-
1 Mpanjaka 12:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nampitondra zioga mavesatra anareo ny raiko, fa izaho kosa vao mainka hanampy ny zioganareo. Ny raiko nanafay anareo tamin’ny karavasy tsotra, fa izaho kosa hanafay anareo amin’ny karavasy misy zava-maranitra.’”
-