1 Mpanjaka 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy nohenoin’ny mpanjaka àry ny vahoaka, satria i Jehovah no nahatonga an’izany,+ mba ho tanteraka ny teny nasain’i Jehovah nolazain’i Ahia+ Silonita tamin’i Jeroboama zanak’i Nebata.
15 Tsy nohenoin’ny mpanjaka àry ny vahoaka, satria i Jehovah no nahatonga an’izany,+ mba ho tanteraka ny teny nasain’i Jehovah nolazain’i Ahia+ Silonita tamin’i Jeroboama zanak’i Nebata.