21 Vao tonga tany Jerosalema i Rehoboama, dia namory ny taranak’i Joda rehetra sy ny fokon’i Benjamina, izany hoe miaramila 180 000 efa zatra ady. Novoriny izy ireo mba hiady tamin’ny taranak’Israely, amin’izay dia ho azon’i Rehoboama zanak’i Solomona indray ny fanjakana.+