1 Mpanjaka 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ‘Izao no tenin’i Jehovah: “Aza miakatra hiady amin’ny Israelita rahalahinareo. Samia mody any an-tranony avy, fa izaho no nahatonga an’izao.”’”+ Dia nankatò ny tenin’i Jehovah izy ireo, ka nody tany an-tranony araka ny tenin’i Jehovah. 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:24 w18.06 14 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:24 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),6/2018, p. 14
24 ‘Izao no tenin’i Jehovah: “Aza miakatra hiady amin’ny Israelita rahalahinareo. Samia mody any an-tranony avy, fa izaho no nahatonga an’izao.”’”+ Dia nankatò ny tenin’i Jehovah izy ireo, ka nody tany an-tranony araka ny tenin’i Jehovah.