-
1 Mpanjaka 13:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nisy mpaminany zokiolona iray nipetraka tany Betela. Ary tonga tao an-tranony ireo zanany lahy, ka nitantara taminy ny zava-drehetra nataon’ilay lehilahin’Andriamanitra tao Betela tamin’iny andro iny, sy ny teny nolazainy tamin’ny mpanjaka. Rehefa avy nitantara an’izany tamin’ny rainy izy ireo,
-