-
1 Mpanjaka 13:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 dia nanontany azy ireo ny rainy hoe: “Nankaiza ny lalany?” Koa natoron’ny zanany azy ny lalana nalehan’ilay lehilahin’Andriamanitra, izay avy any Joda.
-