1 Mpanjaka 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Narahiny ilay lehilahin’Andriamanitra, ka hitany nipetrapetraka teo ambanin’ny hazobe iray. Dia hoy izy: “Ianao ve ilay lehilahin’Andriamanitra avy any Joda?”+ Ary namaly izy hoe: “Ie, izaho!”
14 Narahiny ilay lehilahin’Andriamanitra, ka hitany nipetrapetraka teo ambanin’ny hazobe iray. Dia hoy izy: “Ianao ve ilay lehilahin’Andriamanitra avy any Joda?”+ Ary namaly izy hoe: “Ie, izaho!”