-
1 Mpanjaka 13:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia hoy izy taminy: “Izaho koa mba mpaminany hoatr’anao. Ary nisy anjely nilaza tamiko an’izao baikon’i Jehovah izao: ‘Asaivo miverina miaraka aminao ho any an-tranonao izy mba hihinan-kanina sy hisotro rano.’” Laingany anefa izany.
-