-
1 Mpanjaka 13:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Lasa nandeha izy ka nahita an’ilay faty teo an-dalana, ary nijoro teo akaikin’ilay izy ilay ampondra sy ilay liona. Tsy nohanin’ilay liona ilay faty, ary tsy noviravirainy ilay ampondra.
-