-
1 Mpanjaka 13:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Dia nobatain’ilay mpaminany ny fatin’ilay lehilahin’Andriamanitra, ka nataony teo ambony ampondra. Ary nitondra azy niverina tao an-tanànany izy mba hisaona sy handevina azy.
-