1 Mpanjaka 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Izany fahotan’ny ankohonan’i Jeroboama+ izany no nahatonga azy ireo haringana sy hofoanana tsy ho etỳ ambonin’ny tany.+
34 Izany fahotan’ny ankohonan’i Jeroboama+ izany no nahatonga azy ireo haringana sy hofoanana tsy ho etỳ ambonin’ny tany.+