-
1 Mpanjaka 14:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Vao henon’i Ahia ny famindran’ilay vehivavy tamin’izy niditra, dia hoy i Ahia: “Mandrosoa, ry vadin’i Jeroboama! Fa maninona ianao no mody manao olon-kafa? Nasaina hilaza hafatra henjana aminao aho.
-