1 Mpanjaka 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ianao kosa nanao zavatra ratsy lavitra noho izay rehetra talohanao. Nanamboatra andriamani-kafa sy sarivongana metaly* ho anao ianao mba hampahatezitra ahy.+ Izaho mihitsy no nomenao lamosina.+
9 Ianao kosa nanao zavatra ratsy lavitra noho izay rehetra talohanao. Nanamboatra andriamani-kafa sy sarivongana metaly* ho anao ianao mba hampahatezitra ahy.+ Izaho mihitsy no nomenao lamosina.+