1 Mpanjaka 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely ny sisa amin’ny tantaran’i Jeroboama, izany hoe ny ady nataony+ sy ny nanjakany.
19 Efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely ny sisa amin’ny tantaran’i Jeroboama, izany hoe ny ady nataony+ sy ny nanjakany.