-
1 Mpanjaka 14:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nandritra izany fotoana izany, dia efa lasa mpanjaka tany Joda i Rehoboama zanak’i Solomona. Tamin’izy 41 taona no lasa mpanjaka, ary 17 taona no nanjakany tao Jerosalema, ilay tanàna nofidin’i Jehovah+ teo amin’ny foko rehetra teo amin’ny Israely mba hametrahana ny anarany.+ Nama no anaran-dreniny, ary Amonita+ izy io.
-