1 Mpanjaka 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nisy lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly koa tao amin’ilay tany.+ Dia nataon’ny vahoaka daholo ny zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah hiala teo anatrehan’ny Israelita.
24 Nisy lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly koa tao amin’ilay tany.+ Dia nataon’ny vahoaka daholo ny zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah hiala teo anatrehan’ny Israelita.