1 Mpanjaka 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia nalainy ireo zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah sy tao an-tranon’ny* mpanjaka.+ Lasany daholo ny zava-drehetra, anisan’izany ny ampinga volamena rehetra nataon’i Solomona.+
26 Dia nalainy ireo zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah sy tao an-tranon’ny* mpanjaka.+ Lasany daholo ny zava-drehetra, anisan’izany ny ampinga volamena rehetra nataon’i Solomona.+