1 Mpanjaka 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Rehoboama, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Nama no anaran-dreniny, ary Amonita+ izy io. I Abiama*+ zanak’i Rehoboama no nanjaka nandimby azy.
31 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Rehoboama, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Nama no anaran-dreniny, ary Amonita+ izy io. I Abiama*+ zanak’i Rehoboama no nanjaka nandimby azy.