-
1 Mpanjaka 16:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Nanao tetika hamelezana azy i Zimry mpanompony, izay lehiben’ny antsasak’ireo miaramila mpitondra kalesiny. Tao Tirza i Elaha tamin’izay ary nisotro be ka mamo tao an-tranon’i Arza, izay niandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka tao Tirza.
-