13 Nitranga izany noho ny fahotana rehetra nataon’i Basa sy Elaha zanany, ary noho ny fahotana nataon’ny Israely noho ny fitaoman’izy mianaka. Nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely mantsy izy ireo noho ny sampy tsy misy dikany notompoiny.+