1 Mpanjaka 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa hitan’i Zimry fa azon’izy ireo ilay tanàna, dia niditra tao amin’ny tilikambo voaro mafy, izay anisan’ny tranon’ny* mpanjaka, izy. Ary nodorany ilay trano ka maty kilan’ny afo tao izy.+
18 Rehefa hitan’i Zimry fa azon’izy ireo ilay tanàna, dia niditra tao amin’ny tilikambo voaro mafy, izay anisan’ny tranon’ny* mpanjaka, izy. Ary nodorany ilay trano ka maty kilan’ny afo tao izy.+