-
1 Mpanjaka 16:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Tamin’izay no nizara roa ny vahoakan’Israely. Ny iray nanohana an’i Tibny zanak’i Ginata satria te hanao azy ho mpanjaka, ary ny iray nanohana an’i Omry.
-