1 Mpanjaka 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Novidiny tamin’i Samera ny tendrombohitr’i Samaria, ary volafotsy roa talenta* no nahazoany azy. Dia nanorina tanàna teo amin’ilay tendrombohitra izy. Nataony hoe Samaria*+ ny anaran’ilay tanàna, araka ny anaran’i Samera tompon’ilay tendrombohitra. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:24 Fandalinana, Boky 1,
24 Novidiny tamin’i Samera ny tendrombohitr’i Samaria, ary volafotsy roa talenta* no nahazoany azy. Dia nanorina tanàna teo amin’ilay tendrombohitra izy. Nataony hoe Samaria*+ ny anaran’ilay tanàna, araka ny anaran’i Samera tompon’ilay tendrombohitra.