26 Nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Jeroboama zanak’i Nebata izy. Nataony koa ny fahotana nataon’ny Israely noho ny fitaoman’i Jeroboama, tamin’izy ireo nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely noho ny sampy tsy misy dikany notompoiny.+