1 Mpanjaka 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niteny tamin’i Ahaba i Elia*+ Tisbita, avy any Gileada,+ hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah Andriamanitry ny Israely izay tompoiko,* dia tsy hisy ando na orana mandritra ny taona vitsivitsy raha tsy izaho no miteny!”+ 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:1 w91 1/2 16 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:1 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/1991, p. 16
17 Niteny tamin’i Ahaba i Elia*+ Tisbita, avy any Gileada,+ hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah Andriamanitry ny Israely izay tompoiko,* dia tsy hisy ando na orana mandritra ny taona vitsivitsy raha tsy izaho no miteny!”+