1 Mpanjaka 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hoy ilay vehivavy tamin’i Elia: “Fa naninona anao aho,* ry lehilahin’Andriamanitra ô? Tonga atỳ amiko ve ianao mba hampahatsiahy ny fahadisoako sy hamono ny zanako?”+ 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:18 w14 15/2 15 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:18 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/2014, p. 15
18 Dia hoy ilay vehivavy tamin’i Elia: “Fa naninona anao aho,* ry lehilahin’Andriamanitra ô? Tonga atỳ amiko ve ianao mba hampahatsiahy ny fahadisoako sy hamono ny zanako?”+