-
1 Mpanjaka 17:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia nitsotra intelo teo ambonin’ilay ankizy izy, sady niantso mafy an’i Jehovah hoe: “Ry Jehovah Andriamanitro ô! Mba ataovy re izay hampiverina ny ain’ity ankizy ity e!”
-