-
1 Mpanjaka 19:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Rehefa nihiratra i Elia, dia nahita mofo boribory teo ambony vato mahamay, teo akaikin’ny lohany. Nisy jaogy nisy rano koa teo. Ary nihinana sy nisotro izy, dia nidaboka natory indray.
-