1 Mpanjaka 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia namaly ny mpanjakan’ny Israely hoe: “Marina ny teninao ry mpanjaka tompoko. Anao tokoa aho sy izay rehetra ananako.”+
4 Dia namaly ny mpanjakan’ny Israely hoe: “Marina ny teninao ry mpanjaka tompoko. Anao tokoa aho sy izay rehetra ananako.”+