-
1 Mpanjaka 20:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoy àry i Ahaba tamin’ny irak’i Beni-hadada: “Lazao amin’ny mpanjaka tompoko hoe: ‘Izaho mpanomponao dia hanao an’izay rehetra notakinao tamiko tamin’ny voalohany. Fa izany zavatra izany kosa tsy azoko ekena.’” Dia lasa nitatitra an’izany tany amin’i Beni-hadada ireo iraka.
-