1 Mpanjaka 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary naniraka olona ho any aminy indray i Beni-hadada mba hilaza hoe: “Hofaizin’ireo andriamanitra anie aho,* raha havelako hisy tavela ny vovoka ao Samaria ka hoe mbola hahazo vovoka eran’ny tanan’ila ny olona tsirairay manaraka ahy!”
10 Ary naniraka olona ho any aminy indray i Beni-hadada mba hilaza hoe: “Hofaizin’ireo andriamanitra anie aho,* raha havelako hisy tavela ny vovoka ao Samaria ka hoe mbola hahazo vovoka eran’ny tanan’ila ny olona tsirairay manaraka ahy!”