-
1 Mpanjaka 20:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ireo mpanampy ny andrianan’ny faritany no nivoaka voalohany. Dia naniraka olona avy hatrany i Beni-hadada, ka ireo no nitatitra taminy hoe: “Misy lehilahy mivoaka avy ao Samaria.”
-