1 Mpanjaka 20:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tatỳ aoriana, dia nankany amin’ny mpanjakan’ny Israely ilay mpaminany,+ ka nilaza hoe: “Mandehana hamafiso ny fiarovanao. Ary eritrereto izay hataonao,+ fa hiakatra hiady aminao ny mpanjakan’i Syria, eo am-piandohan’ny taona.”*+
22 Tatỳ aoriana, dia nankany amin’ny mpanjakan’ny Israely ilay mpaminany,+ ka nilaza hoe: “Mandehana hamafiso ny fiarovanao. Ary eritrereto izay hataonao,+ fa hiakatra hiady aminao ny mpanjakan’i Syria, eo am-piandohan’ny taona.”*+