-
1 Mpanjaka 20:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Makà miaramila mitovy isa amin’ireo efa maty, ary makà soavaly ho solon’ny soavaly, sy kalesy ho solon’ny kalesy. Dia andao hiady aminy eny amin’ny tany lemaka, fa tena ho resintsika ry zareo!” Nanaraka ny torohevitr’izy ireo àry i Beni-hadada, ka izany tokoa no nataony.
-