-
1 Mpanjaka 20:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Dia nankany amin’ny mpanjakan’ny Israely ilay lehilahin’Andriamanitra, ka hoy izy taminy: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Satria hoy ny Syrianina hoe: “Andriamanitry ny tendrombohitra i Jehovah, fa tsy Andriamanitry ny tany lemaka”, dia hataoko resinao ireo vahoaka be ireo,+ ka ho fantatrareo tokoa fa izaho no Jehovah.’”+
-