1 Mpanjaka 20:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny sisa kosa nandositra tao Afeka,+ tao an-tanàna, kanjo nianjeran’ny manda ny 27 000 tamin’izy ireo. Nandositra koa i Beni-hadada ka tonga tao an-tanàna, ary niafina tao amin’ny efitra iray anatiny indrindra.
30 Ny sisa kosa nandositra tao Afeka,+ tao an-tanàna, kanjo nianjeran’ny manda ny 27 000 tamin’izy ireo. Nandositra koa i Beni-hadada ka tonga tao an-tanàna, ary niafina tao amin’ny efitra iray anatiny indrindra.