31 Dia hoy ny mpanompony taminy: “Henonay fa mpanjaka be famindram-po ny mpanjakan’ny taranak’Israely. Koa mba avelao re izahay hisikina lamba gony e, ary hanisy tady eo ambony lohanay, dia hivoaka ho any amin’ny mpanjakan’ny Israely. Sao dia mba hotsimbininy ny ainao.”+