-
1 Mpanjaka 20:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Nisikina lamba gony àry izy ireo, ary nanisy tady teo ambony lohany, dia nankao amin’ny mpanjakan’ny Israely. Hoy izy ireo: “Izao no nolazain’i Beni-hadada mpanomponao: ‘Mba tsimbino re ny aiko e!’” Dia hoy ny mpanjaka: “Mbola velona angaha izy? Rahalahiko izy.”
-