-
1 Mpanjaka 20:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Fambara tsara izany tamin’izy ireo, sady tonga dia fantany hoe efa izay mihitsy no tao an-tsain’ny mpanjaka. Koa niteny izy ireo hoe: “Rahalahinao tokoa i Beni-hadada.” Dia hoy ny mpanjaka: “Mandehana alaivo izy.” Nivoaka nankany amin’i Ahaba àry i Beni-hadada, ka nasainy niakatra nankao amin’ny kalesy fitondra miady.
-