-
1 Mpanjaka 20:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Rehefa variana nanao zavatra tetsy sy teroa anefa ny mpanomponao, dia lasa nitsoaka ilay lehilahy.” Hoy ny mpanjakan’ny Israely: “Izay izany ny didim-pitsarana hampiharina aminao. Ianao ihany no nitsara ny tenanao.”
-