1 Mpanjaka 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanoratra taratasy tamin’ny anaran’i Ahaba àry i Jezebela, ary nasiany tombo-kasen’ny mpanjaka+ izany. Dia nalefany tany amin’ny anti-panahy+ sy ny olona ambony nipetraka tany amin’ny tanànan’i Nabota ireo taratasy ireo.
8 Nanoratra taratasy tamin’ny anaran’i Ahaba àry i Jezebela, ary nasiany tombo-kasen’ny mpanjaka+ izany. Dia nalefany tany amin’ny anti-panahy+ sy ny olona ambony nipetraka tany amin’ny tanànan’i Nabota ireo taratasy ireo.