1 Mpanjaka 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha vao henon’i Jezebela fa notoraham-bato i Nabota ka maty, dia niteny tamin’i Ahaba izy hoe: “Mitsangàna ka alaivo ho anao ny tanimboalobok’i Nabota Jezirelita,+ izay tsy nekeny hamidy taminao. Efa tsy velona intsony izy, fa efa maty.”
15 Raha vao henon’i Jezebela fa notoraham-bato i Nabota ka maty, dia niteny tamin’i Ahaba izy hoe: “Mitsangàna ka alaivo ho anao ny tanimboalobok’i Nabota Jezirelita,+ izay tsy nekeny hamidy taminao. Efa tsy velona intsony izy, fa efa maty.”