-
1 Mpanjaka 21:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nitsangana i Ahaba raha vao henony hoe maty i Nabota, ka nidina tany amin’ny tanimboalobok’i Nabota Jezirelita izy mba haka an’izany ho azy.
-