1 Mpanjaka 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Mitsangàna ka midìna hihaona amin’i Ahaba mpanjakan’ny Israely, izay ao Samaria.+ Any amin’ny tanimboalobok’i Nabota izy izao. Nandeha nankany izy mba haka an’ilay izy.
18 “Mitsangàna ka midìna hihaona amin’i Ahaba mpanjakan’ny Israely, izay ao Samaria.+ Any amin’ny tanimboalobok’i Nabota izy izao. Nandeha nankany izy mba haka an’ilay izy.