1 Mpanjaka 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izay rehetra an’i Ahaba ka maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika, ary izay maty any an-tsaha kosa hohanin’ny voro-manidina.+ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:24 Fandalinana, Boky 1,
24 Izay rehetra an’i Ahaba ka maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika, ary izay maty any an-tsaha kosa hohanin’ny voro-manidina.+