-
1 Mpanjaka 21:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Raha vao henon’i Ahaba izany, dia nandrovitra ny akanjony izy ary nitafy lamba gony nataony nanolo-koditra. Dia nifady hanina izy sady natory nitafy gony. Ary hita tamin’ny famindrany fa kivy tanteraka izy.
-