1 Mpanjaka 22:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Namaly izy hoe: ‘Handeha aho ka hataoko maminany lainga daholo ny* mpaminaniny rehetra.’+ Hoy àry Andriamanitra: ‘Hamitaka azy ianao, ary ho vitanao tokoa izany. Mandehana àry, dia izany atao.’ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:22 Fandalinana, Boky 2,
22 Namaly izy hoe: ‘Handeha aho ka hataoko maminany lainga daholo ny* mpaminaniny rehetra.’+ Hoy àry Andriamanitra: ‘Hamitaka azy ianao, ary ho vitanao tokoa izany. Mandehana àry, dia izany atao.’