1 Mpanjaka 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nanatona i Zedekia zanak’i Kenana, ka namely tehamaina an’i Mikaia sady niteny hoe: “Fa ahoana koa no nialan’ny fanahin’i Jehovah tamiko, dia lasa ialahy indray no nitenenany?”+
24 Ary nanatona i Zedekia zanak’i Kenana, ka namely tehamaina an’i Mikaia sady niteny hoe: “Fa ahoana koa no nialan’ny fanahin’i Jehovah tamiko, dia lasa ialahy indray no nitenenany?”+