1 Mpanjaka 22:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hoy anefa i Mikaia: “Raha tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy i Jehovah no niteny tamiko.”+ Hoy koa izy: “Tadidio izany, rey olona a!”
28 Hoy anefa i Mikaia: “Raha tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy i Jehovah no niteny tamiko.”+ Hoy koa izy: “Tadidio izany, rey olona a!”