1 Mpanjaka 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nanome baiko azy 32 lahy, lehiben’ny miaramila mpitondra kalesy,+ hoe: “Aza miady na amin’iza na amin’iza, na amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.” 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:31 Fandalinana, Boky 1,
31 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nanome baiko azy 32 lahy, lehiben’ny miaramila mpitondra kalesy,+ hoe: “Aza miady na amin’iza na amin’iza, na amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”